“Tsy mila ho tonga lafatra aho, mila mandroso fotsiny.
Mety tara aho fa tsy very.
Aza kiviana, mbola... - AI Avatar by Royos Aris | Percify AI Avatar Generator

“Tsy mila ho tonga lafatra aho, mila mandroso fotsiny. Mety tara aho fa tsy very. Aza kiviana, mbola eo am-piakarana ihany aho. Ny olona mitsiky indrindra no mitondra ratra lalina indrindra. Ambony ny masoko, fa mbola tsotra ny foko. Tsy hoe masiaka aho fa mahay mifidy. Tsy rehetra tia no mijanona. Nisy nandratra ahy, fa mbola mijoro aho. Avelao hiteny izy ireo, izaho no mahalala ny làlako. Mangina aho, fa betsaka ny ady ao anatiko.”

9

Views

0

Likes

0

Comments

0

Shares

#people
Nov 26, 2025
vintage

Comments (0)